FAQ Dama

2022 ж. 13 Мам.
5 485 Рет қаралды

Dama,tsy mila présentation intsony agamba fa izy no vahininay sy Ra'Papany ato @ ity tsena be an'ny fanontaniana ity!
Faly be aho niaraka t@ko Ra'papany t@ity tournage ity, mpihira tena tiany zalaha io
Ity ny FAQ lava indrindra h@ zay fa hinoana fa voavaly daholo ny fanontanian'lisany rehetra
Tagueo ny mpankafia Mahaleo
Fotonan-tsika (ilay resahanay ao anaty vidéo )28 Mai 2022
ao @ @Canal Olympia Andotapenaka 15h30
LIVE PARKING
Fivarotana billet ao @site ticket place na massin Akoor digue na La City Ivandry na Smart Tanjombato
034 85 320 20 raha mila contact
15 000ar ny vidirana dia 30 000ar VIP misy table et chaise
Zarazarao ny vidéo,dia alefaso ny toram-po sy bonne chance @ fankalazana ny 50ème Mahaleo fa ho jeren'i Dama ity vidéo ity :D
Mankasitraka an'i Rajeriarison Fenosoa ofisialy t@ fanatotosana
Koukoumi Le Magicien t@ cadeau an'ny mpanakanto
FAQ mois de Mai 2022

Пікірлер
  • Mankasitraka, n'y feon'i Dama tsy miova mintsy n'a refa miresaka n'a mihira. Ho ela velona🥰🥰

    @arisoamichelle2063@arisoamichelle2063 Жыл бұрын
  • Manana thème spécial ianao ry Dama amin'ny fanadiadian-kevitra ka ampio n'y firenena raha mety Aminy fampivoarana azy Ary misaotra ny valin-teninao amin'ny fahatanoranao fa Marina ny Fanahy Masina no ambony indrindra

    @luttequessmich1741@luttequessmich1741 Жыл бұрын
  • Tohizo n'y rêve mahaleo tena faly Aho fa mbola hitohy satria tena nampalahelo ilay tarikareo Maty Dia tsy hitohy Bonne continuation

    @luttequessmich1741@luttequessmich1741 Жыл бұрын
  • Tena mahafinaritra merci antso 👍🏾

    @rahariniainatyffanie8569@rahariniainatyffanie8569 Жыл бұрын
  • Dama za tia anao fona

    @zazavavyrakotondravao7801@zazavavyrakotondravao7801 Жыл бұрын
  • Misaotra anao ny fampianarana fahalalam-pomba fa tsy mahay manao azafady intsony ny olona @ izao fotoana izao indrindra moa fa ny gasy ao am-pitandranomasina mandika olona tsisy azafady fa mandingana fotsiny mianatra ny fomba ratsin'ny vahiny fa tsy MBA mampiseho fianarana ho an'ny tsy mahalala n'a tsy mahalala fomba Aza Ariana n'y fomba malagasy ry malagasy

    @luttequessmich1741@luttequessmich1741 Жыл бұрын
KZhead