FAQ/VLOG Niaraka t@ Nate Tex

2020 ж. 27 Ақп.
8 817 Рет қаралды

Namaly ireo fanontaniana napetrakareo t@ko i Nate Tex...
P.s:Mi Clash zava-doza be ity chachalah ity VS be ity🙄😅😂
Tagueo sy zarazarao ho an'ilay mpankafia ,alatsaho ny tora-po fa andalo hitsidika ato izy...
Réalisation,montage: Antso Bommartin
Assistante prod: Jessie Cah

Пікірлер
  • Antso,zao vao mijery🤣mahafinaritra be😍tiko ilay mianiany be

    @arlinehaingominarisoa806@arlinehaingominarisoa8063 ай бұрын
  • Siora eee

    @priscamaharavo7202@priscamaharavo72024 жыл бұрын
  • Iny Mandilaza iny 😊😊

    @hanitriniainaandrianarisoa4750@hanitriniainaandrianarisoa47504 жыл бұрын
  • Coucou nareo ah! Faly mahafantatra an'i Nantenaina 😁😁😁😁😁

    @lecollectifnsc647@lecollectifnsc6474 жыл бұрын
  • Mahafinaritra e ! Ary mianiany be kay lety ! Ha3 !

    @fanirynomenaraveloson4523@fanirynomenaraveloson45232 жыл бұрын
  • mongo nama ny hohonao ry bôgôsy a tena marina e sinon, sady tsara tarehy ise no tsara feo no tsara hira

    @marysue1146@marysue11464 жыл бұрын
  • 🤣🤣🤣🤣

    @cedricandrianarisoa7173@cedricandrianarisoa71734 жыл бұрын
  • tiko beu, fa tsara beu ki ra mba diovana kely le bruit fa manimba anle video beu

    @rivojaddie8260@rivojaddie82604 жыл бұрын
  • Mba atovy ko eky miaraka amin'ny fy rasolofoniaina

    @dianamgh1008@dianamgh10084 жыл бұрын
    • Marin zan ahhh !!!

      @lecollectifnsc647@lecollectifnsc6473 жыл бұрын
  • Somary mkaratsana le feo...

    @fanova3117@fanova31174 жыл бұрын
    • "somary"

      @marysue1146@marysue11464 жыл бұрын
KZhead