Makasitraka amin fizarana ilay tantara Tena mafinaritra eeeee zahay ATY ivelany de mihaino tantara sisa no mba azo fialamboly Rehefa rava miasa ARY Tony HOE ANY Madagascar 🇲🇬 zany 😢
@juliotplaisud444113 күн бұрын
Hita oe hotsara zany tantara zany fa sady mamaky commentaire no mihaino 😅❤misaotra betsaka nizara tompoko ôooo ❤❤❤
@sidonierazanandrasana80822 күн бұрын
Tsara be ilay tantara fa misaotra nizara eee❤❤❤
@sidonierazanandrasana80822 күн бұрын
Misaotra betsaka ee, tsara be ilay tantara ❤😊 🇲🇬👂🇰🇼
@koloinaebenezera232421 күн бұрын
Merciii fa tena tsara❤❤❤
@EugeniaRantosoa22 күн бұрын
Wow,zany ka tantara tena tsara indrindra ❤
@natachasolange567822 күн бұрын
Tena tsara loatra fa de misaotra ny mpanoratra sy mpilalao e ♥️ Miandry surprise vaovao ndray zany o
@andrianasolomirana424321 күн бұрын
Tsara loatra❤
@mamisoalantonirina721317 күн бұрын
Mankasitraka indrindra fa tena tsara be ❤
@xbbds984921 күн бұрын
Misaotra nizara oo😍🇲🇬🙋♀️
@rovasoa23 күн бұрын
Makasitraka ndrindra fa tena afapo no tsara be 😘😘😘
@RabakolalaoHaingotiana-rt2sm22 күн бұрын
Misaotra betsaka fa tsara ny tantara sady nisy anarana tanana nilatsahan'ny tavoniko(Mahanoro).Nampanembona2 tampoka avy antany lavitra.
@kotyjenny19 күн бұрын
Makasitraka hatrany tompoko
@marrymarry882621 күн бұрын
❤tsara sady tena surprise b marina ilay tantara , tena zava-misy ilay nataon'i Rija 😢
@andreahjhennie208022 күн бұрын
Misaotra fa tsara be lay tantara😊
@ZakariaMina-dx9zs22 күн бұрын
Tsara be ilay tantra fa misaotra anareo
@hantasoarakoto53022 күн бұрын
Misaotra nizara fa tsara be ❤❤ny ratsy atao marina tsy maintsy tratra hiany eee eny na dia mitavozazavo aza
@GarciaMarieGarcia-uh6cr22 күн бұрын
Mankasitraka indrindra Tompoko o ❤❤❤❤🎉🎉🎉🎉
@sidoniesidonie972222 күн бұрын
Misaotra fa tsara ny tantara.
@lilydaubec629822 күн бұрын
Misaotra fa mahay daholo nareo , indrisy fa tia kely loatra Rija 😢
Makasitraka amin fizarana ilay tantara Tena mafinaritra eeeee zahay ATY ivelany de mihaino tantara sisa no mba azo fialamboly Rehefa rava miasa ARY Tony HOE ANY Madagascar 🇲🇬 zany 😢
Hita oe hotsara zany tantara zany fa sady mamaky commentaire no mihaino 😅❤misaotra betsaka nizara tompoko ôooo ❤❤❤
Tsara be ilay tantara fa misaotra nizara eee❤❤❤
Misaotra betsaka ee, tsara be ilay tantara ❤😊 🇲🇬👂🇰🇼
Merciii fa tena tsara❤❤❤
Wow,zany ka tantara tena tsara indrindra ❤
Tena tsara loatra fa de misaotra ny mpanoratra sy mpilalao e ♥️ Miandry surprise vaovao ndray zany o
Tsara loatra❤
Mankasitraka indrindra fa tena tsara be ❤
Misaotra nizara oo😍🇲🇬🙋♀️
Makasitraka ndrindra fa tena afapo no tsara be 😘😘😘
Misaotra betsaka fa tsara ny tantara sady nisy anarana tanana nilatsahan'ny tavoniko(Mahanoro).Nampanembona2 tampoka avy antany lavitra.
Makasitraka hatrany tompoko
❤tsara sady tena surprise b marina ilay tantara , tena zava-misy ilay nataon'i Rija 😢
Misaotra fa tsara be lay tantara😊
Tsara be ilay tantra fa misaotra anareo
Misaotra nizara fa tsara be ❤❤ny ratsy atao marina tsy maintsy tratra hiany eee eny na dia mitavozazavo aza
Mankasitraka indrindra Tompoko o ❤❤❤❤🎉🎉🎉🎉
Misaotra fa tsara ny tantara.
Misaotra fa mahay daholo nareo , indrisy fa tia kely loatra Rija 😢
Tena mahay Sady mandinika tsara Ilay nanoratra ity tantara ity! Ary zvtra mitombona dhl ireo voalaza, nanao recherche vao nanoratra,Bravo 👏👏👏👏mahay koa ireo mpilalao
Zay no Maha professeur mahiratra azy
Tena tsara fa merci à vous
🎧🇲🇬❤️🇱🇧😍 vao hihaino , vao maheno anaran'ny mpilalao dia hankafy b mihitsy . Mankasitraka , misaotra ny mpanoratra & mpilalao ary ny nizara
Indraindray tsara ilay surprise Indraindray ratsy 😮
Mankasitrak indrindra nizara ❤❤
Misaotra nizara ❤❤❤
Merci beaucoup tsara be ❤
Zao vo ihaino e
Lava hira tssss
Merci 😊😊
Tsara be
❤🎉❤🎉❤🎉❤🎉❤🎉❤🎉❤
Makasitraka indrindra tompoko ato daoly ri zalahy manga feo milay e❤😊