Misaotra betsaka indrindra tompoko 🥰🥰♥️🙏 tsara fa nampalaelo 🥺
@asmineasmine1819 Жыл бұрын
Merci bcp nizara lay tantara 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
@apop3771 Жыл бұрын
Izany ka tena tantara..... nefa tena tranga -piainana misy tokoa angé é!!! Misaotra indrindra ny mpanoratra , mankasitraka anareo nilalao ny tantara sy ny teknisiana rehetra . Mankasitraka tompoko.
Misaotra betsaka nizara
Mankasitraka indrindra amn fizarana tompoko tsara ny tantara ❤👍🙏
Misaotr @ Gasy Rakoto mizara tantara ts tapak hoanay tsara sady mampalahelo 😢😢❤❤
Misaotra betsaka indrindra tompoko 🥰🥰♥️🙏 tsara fa nampalaelo 🥺
Merci bcp nizara lay tantara 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Izany ka tena tantara..... nefa tena tranga -piainana misy tokoa angé é!!! Misaotra indrindra ny mpanoratra , mankasitraka anareo nilalao ny tantara sy ny teknisiana rehetra . Mankasitraka tompoko.
Misahotahotaka b ilay tantara. Vehivavy mendrika ilay Njara ,tena chapeau azy 😊
Bonjour misaotra sy makasitraka indrindra tompoko mizara tantara ho anay ooo ❤❤❤
Misaotra nizara oo😍👋👍🤝🙏🇲🇬
Euh bah😮misaotaka be ,misaotra nizara ôoo
Mankasitraka tompoko!!
Efa ato ooo, misaotra e
Misaotra nizara!!
Vao ihaino ôoo
Makasitraka hatrany tompoko
Makasitraka e anatra lehibe
Mankasitraka
Misaotr betsak nizara oooh 🥰🥰🥰🥰🙏
Mankasitraka tompoko
Misaotra betsaka nizara tsar loatra
Misaotra nizara tompoko
Misaotr nizara
mankasitraka o
Vato natelim.boay miverimberina foana rehefa eny @ faramparany tantara 😅😂