TANTARA GASY ADIM-PIAINANA RNM

2021 ж. 12 Қаң.
15 413 Рет қаралды

TANTARA GASY ADIM-PIAINANA RNM
Ato amin'ity chaine Le lémurien ity no hahitanao ireo vaovao marina na hoe real news, vaovao eto madagasikara izay mandeha isan'andro. Hitanao ato ihany koa ireo émission l'invité du jour, invité spécial ao aorian'ny vaovao marina na real news mandeha amin'ny real tv indrindra indrindra nefa ihany koa rehefa vaovao eto madagasikara dia tazanao ato. Na ny émission l'invité du jour ao aorian'ny real news arany dia hitanao ato avokoa.
Misy tantara gasy, misy ny fandaharana herisetra teboka sy zavatra maro isan-karazany ato koa aza misalasala mitety ny chaine, mi s'abonner hahitanao azy ireo.
Ao amin'ny onglet "A propos" no hahitanao ireo andro andefasanay ny vidéo eto amin'ny chaine.
Manasa anao hi-cliquer ny bouton s'abonner mba hahafahanao maharaka avy hatrany vao tonga ny vaovao marina real news amin'ny real tv madagascar na ihany koa ny l'invité du jour amin'ny real tv, émission spécial.
ABONNEZ VOUS A NOTRE CHAINE SVP, SOUTENEZ NOUS.

Пікірлер
  • Tsara ny tantara ! Tena mahay ny mpanoratra sy ny mpilalao.. Hafa ihany ny ekipan ny RNM. 👌👌👏

    @arivnana9474@arivnana94743 жыл бұрын
    • Mankasitraka tompoko 🙏❤️

      @LeLemurienWebTV@LeLemurienWebTV3 жыл бұрын
  • Tena tsara fa mankasitra re, misoatra nizara, ho tahian’ny Tompo 🙏👍💐❤️

    @mimalala03@mimalala033 жыл бұрын
    • Mankasitraka tompoko 🙏 mirary soa indrindra 😊❤️

      @LeLemurienWebTV@LeLemurienWebTV3 жыл бұрын
  • Mankasitraka rangà fa na aty antanilavitra aty mbola manaraka tantara ihany mba ahenoana ilay tena teny Gasy ,tenin-drazako❤🙏💪👍

    @zainabernadette8035@zainabernadette80353 жыл бұрын
  • Mankasitraka e, tiko be ny fahendren'i Vero sy Vololona 🥰🥰🥰

    @sylvierazafindranoro2553@sylvierazafindranoro25533 жыл бұрын
    • Tsy misy fisaorana tompoko tena tsara mihitsy io tantara io, mirary soa hatrany :)

      @LeLemurienWebTV@LeLemurienWebTV3 жыл бұрын
    • Hendry koa ve i Vololona dia hanaiky hiaraka amin’ny vadin’olona nandritra ny 2 taona ?

      @TsiferanaRija@TsiferanaRija Жыл бұрын
  • Mankasitraka sy mankatelina anaro tompoko tegna mahafinaritra be sady mampalahelo be lay tantara miandry ny tantara vaovao indray ❤❤❤❤

    @marielesage370@marielesage3703 жыл бұрын
    • Amin'ny zoma tompoko ny tantara vaovao, mirary soa indrindra :)

      @LeLemurienWebTV@LeLemurienWebTV3 жыл бұрын
  • Mankasitraka ee🇲🇬🥰🇰🇼

    @rinacorna7148@rinacorna71485 ай бұрын
  • Mankasitraka e! Dia mirary SOA anareo jiaby ao mandrakariva e! 🙏🙏🙏

    @angelinerazanamasy7257@angelinerazanamasy72573 жыл бұрын
    • Misaotra tompoko 🙏

      @LeLemurienWebTV@LeLemurienWebTV3 жыл бұрын
  • Mankasitrak indrindra oooh 🥰🥰🥰🙏🙏🙏

    @mariejeannine6275@mariejeannine62752 жыл бұрын
  • Merci bcp ...hafa ihany RNM

    @fanomezantsoacatherine4096@fanomezantsoacatherine40963 жыл бұрын
    • Je vous en prie. Mirary soa tompoko 🙏❤️

      @LeLemurienWebTV@LeLemurienWebTV3 жыл бұрын
  • Msaotra betsaka anareo o ❤🎧🙋‍♀️

    @mariachantale8760@mariachantale87603 жыл бұрын
    • Mankasitraka indrindra tompoko :)

      @LeLemurienWebTV@LeLemurienWebTV3 жыл бұрын
  • Mankasitraka tompoko 🌷🍁🍀🥀🌻

    @volamarinavolany8846@volamarinavolany88463 жыл бұрын
  • Misaotra betsak 🥰🥰🥰❤️🥰😘

    @poudjah125@poudjah1253 жыл бұрын
  • Mankasitraka tompoko 🍁🥰😍🌻🌻🌻🥀

    @volamarinavolany8846@volamarinavolany88463 жыл бұрын
    • Mirary soa indrindra tompoko 🙏❤️😊

      @LeLemurienWebTV@LeLemurienWebTV3 жыл бұрын
  • Tena tsra e❤❤

    @LalatinaRoberta-tf5nf@LalatinaRoberta-tf5nf Жыл бұрын
  • Mankasitraka fa tsara be lay tantara

    @igjffjcudd2081@igjffjcudd20813 жыл бұрын
  • Misaotra betsaka nizara ee!! Mankasitraka anareo e! 👍👍🇲🇬🇲🇬

    @johanrazafindrakoto947@johanrazafindrakoto9473 жыл бұрын
    • Tsy misy fisaorana tompoko 🙏 mirary soa indrindra 😊❤️

      @LeLemurienWebTV@LeLemurienWebTV3 жыл бұрын
  • Mercis Nizara ô 🎧👌💖

    @mariellaferinande7953@mariellaferinande79533 жыл бұрын
    • Mirary soa indrindra tompoko 🙏❤️

      @LeLemurienWebTV@LeLemurienWebTV3 жыл бұрын
    • @@LeLemurienWebTV Misaotra Tompoko, mirary soa hoanao koa😍

      @mariellaferinande7953@mariellaferinande79533 жыл бұрын
  • Makasitraka bedabe o!!

    @miangalyfinona8595@miangalyfinona85952 жыл бұрын
  • Ndryyy mahatsiaro ny mpilalao taloha mihaino RNM

    @hantarajoelisolo3148@hantarajoelisolo31483 жыл бұрын
    • Kony e? Mihainoa finaritra tompoko 🙏❤️😊

      @LeLemurienWebTV@LeLemurienWebTV3 жыл бұрын
    • Tapatapaka b ilay tantara

      @hantarajoelisolo3148@hantarajoelisolo31483 жыл бұрын
    • Ho amboarina kely aveo 😊

      @LeLemurienWebTV@LeLemurienWebTV3 жыл бұрын
  • Mankasitraka tompoko

    @yantia2520@yantia2520 Жыл бұрын
  • Mankasitraka indrindra Tompoko o 👍💕💝💙💖♥️💓❤💚🤍💜💘❣💞🧡💋

    @sidonie6764@sidonie67643 жыл бұрын
    • Mirary soa indrindra tompoko 🙏❤️😊

      @LeLemurienWebTV@LeLemurienWebTV3 жыл бұрын
  • Vao hihaino.Misaotra nizara

    @kotyjenny@kotyjenny3 жыл бұрын
    • Mihainoa finaritra tompoko 🙏❤️

      @LeLemurienWebTV@LeLemurienWebTV3 жыл бұрын
  • Tsara be lay tantara fa tena Mampalahelo be

    @jocelynetsarasoa1467@jocelynetsarasoa14673 жыл бұрын
    • Faly izahay rehefa ankafizinareo ny tantara alefanay :)

      @LeLemurienWebTV@LeLemurienWebTV3 жыл бұрын
  • salama tompoko, fangatahana raha mba mety aleo mba tonga d apetraka eo @commenter na publication isaky ny tantara ilay misy fizarana. ohatra misy fizarana fito d atao hoe : 1/7, 2/7, 3/7, ........., 7/7 . atao isaky ny tantara fa tsy hay hoe mbola hisy tohiny ve sa ahoana! mankasitraka.

    @avosoaandriaharinaivo9522@avosoaandriaharinaivo95223 жыл бұрын
    • Miarahaba tompoko, ny tantara mitohy dia misy soratra hoe : tapany 1 sy tapany 2 Ity zao tsy tantara mitohy fa tantara indray miseho. Mirary soa indrindra tompoko 🙏❤️

      @LeLemurienWebTV@LeLemurienWebTV3 жыл бұрын
    • @@LeLemurienWebTV lé misy episodes ka! ohatra hoe misy lé lava lava ireny

      @avosoaandriaharinaivo9522@avosoaandriaharinaivo95223 жыл бұрын
    • D'accord arany fa ho ataoko 😊

      @LeLemurienWebTV@LeLemurienWebTV3 жыл бұрын
    • @@LeLemurienWebTV mankasitraka

      @avosoaandriaharinaivo9522@avosoaandriaharinaivo95223 жыл бұрын
  • Misaotra nizara tompoko

    @arlinarlind1695@arlinarlind16953 жыл бұрын
  • Mankasitrak eh!

    @meryfitiavana70@meryfitiavana703 жыл бұрын
    • Mirary soa indrindra tompoko

      @LeLemurienWebTV@LeLemurienWebTV3 жыл бұрын
  • Misaotra betsaka indrindra tompoko tena tsar be ny tantara ary misy lesona azo raisina be dia be

    @samrasamra1208@samrasamra12083 жыл бұрын
    • Tsy misy fisaorana tompoko, mirary soa :)

      @LeLemurienWebTV@LeLemurienWebTV3 жыл бұрын
  • Tena misaotra betsaka sahady @ tantara n'a Dia Mbola andalam-pihainoana fa tena TSARA bé ( misy entina amin'ny fiainana Ary misy lesona betsaka azo raisina sns...) Mankasitraka tompoko ❤️

    @angelinerazanamasy7257@angelinerazanamasy72573 жыл бұрын
    • Mankasitraka indrindra 🙏 mihainoa finaritra tompoko 🙏❤️😊

      @LeLemurienWebTV@LeLemurienWebTV3 жыл бұрын
  • Misaotra atrany nizara tompoko de mirary soa

    @feliciteravaosoa791@feliciteravaosoa7913 жыл бұрын
    • Tsy misy fisaorana tompoko 🙏 mirary soa indrindra 😊❤️

      @LeLemurienWebTV@LeLemurienWebTV3 жыл бұрын
  • Fa maninona kay no tapatapaka ilay izy

    @kadijdaabdallah9526@kadijdaabdallah95263 жыл бұрын
    • Aiza ho aiza tompoko azafady ?

      @LeLemurienWebTV@LeLemurienWebTV3 жыл бұрын
    • @@LeLemurienWebTV efa mandeha tsara rehefa naveriko hatrany amboalohany ka. Misaotra betsaka fa hafapo

      @kadijdaabdallah9526@kadijdaabdallah95263 жыл бұрын
  • Ohatrani tapataka?

    @oldara9836@oldara98363 жыл бұрын
    • Aiza ho aiza tompoko azafady ?

      @LeLemurienWebTV@LeLemurienWebTV3 жыл бұрын
  • Mankasitraka indrindra tompoko

    @nathalierazanatinaknott1209@nathalierazanatinaknott12093 жыл бұрын
    • Mirary soa indrindra tompoko :)

      @LeLemurienWebTV@LeLemurienWebTV3 жыл бұрын
  • Tapatapaka be ilay feo 🙄

    @mekahranary532@mekahranary5323 жыл бұрын
    • Eo am minitra fahafiry azafady tompoko ? 😊

      @LeLemurienWebTV@LeLemurienWebTV3 жыл бұрын
    • Maromaro mihitsy izy ao 🙁 Ilay tantara tsy ratsy fa be dia be no tsy heno 😅 Misaotra ihany na izany aza ee 😊😊

      @ionintsoaranarilala1458@ionintsoaranarilala14583 жыл бұрын
    • Eny tompoko fa ho amboarina, mankasitraka indrindra 🙏

      @LeLemurienWebTV@LeLemurienWebTV3 жыл бұрын
  • Merci beaucoup

    @nayanbritanie8195@nayanbritanie81953 жыл бұрын
    • Je vous en prie 🙏

      @LeLemurienWebTV@LeLemurienWebTV3 жыл бұрын
  • Tsara ary misy isainan fa mankasitraka nizara

    @perpetueraharisoa1888@perpetueraharisoa18883 жыл бұрын
    • Misaotra indrindra tompoko 🙏❤️

      @LeLemurienWebTV@LeLemurienWebTV3 жыл бұрын
  • Mankasitraka tompoko

    @aghvcg3236@aghvcg32363 жыл бұрын
    • Mirary soa indrindra tompoko 🙏❤️

      @LeLemurienWebTV@LeLemurienWebTV3 жыл бұрын
KZhead