Tantara Malagasy - TAMBODY FOHY (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho

2024 ж. 25 Сәу.
10 268 Рет қаралды

TAMBODY FOHY
Tantaran'i Radio Don Bosco
Tantara indray miseho
Tantara Malagasy
Ramatoakely Niavo sy Lisy dia mpirahavavy. i Nantenaina mpiara-mianatra tamin'i Lisy. Tia an'i Nantenaina i Lisy, io kosa nefa vao nahita an'i Niavo dia latsa-pitiavana taminy. Nanao vacances tany Toamasina ry zareo indray taona ka nipetraka tao amin'ny hôtely an-dry Max. Tovolahy sady taviny no volony i Max sady zanaky ny mpanana...
Tia an'i Niavo koa i Max saingy tsy sahy namboraka ny fitiavany satria fantany fa miaraka i Niavo sy Nantenaina. Mbola mpianatra vao manomana Bacc i Niavo kanjo bevohokan'i Nantenaina. May ny ain'i Lisy ka niantso vonjy tany amin'i Max. Nataony izay fomba rehetra nahazoana an'i Nantenaina ka nasainy nentin'i Max nanaraka azy i Niavo. Tsy sahy i Max kanefa noresen'i Lisy lahatra dia nitondra an'i Niavo nanaraka azy ihany. Nanomboka teo ny tantaran'izy roa.
Mpanoratra : Harivololona
Mpilalao : Ony Mihaja, Niravo, Antsaravaka, Salohy, Faly, Synese, Rakoto
Nandray feo : Rolland Ramanantsoa
Nanatontosa : Bruno Rakotomalala
#tantara
#tompodyfohy
#sarymihetsika

Пікірлер
  • Misaotra betsaka nizara tompoko 👏👏👏👏💐💐💝💝

    @elisearthemise6734@elisearthemise67342 күн бұрын
  • lasa tambody anie izy ity e hihihi

    @kimenantenaina9716@kimenantenaina97163 күн бұрын
  • Tsisy mpirahavavy mifanao toetra ratsy otrizao. De tsisy lehilahy hanao toetra otran Max, mitaty ny efa.......betsaka ny zavamisy tsy ara-dalana @ le tantara. De Niavo mitokona antranon'olona...... Ratsy le tantara

    @user-uv8gt4eh4b@user-uv8gt4eh4b14 күн бұрын
  • Misaotra e

    @NirinahAndapa@NirinahAndapa25 күн бұрын
KZhead